|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miorina |
| Fototeny | 2orina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io?.
5Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana. 6Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to fix, to be raised, to be firmly established..
[1.2] 8to be founded, to be established. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9être fondé, fixé, établi.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 miorina, 17 miriona, 18 morainy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|