|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 Ohabolana Malagasy
Singan-teny  2ohatra, 3volana, 4malagasy
Sokajin-teny  5 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  6 Haisoratra: boky
Mpanoratra  7Rinarasoa Estine
Mpanonta printy  8 Librairie Mixte. 1974. Haavony: 17cm. Ambainy: 12cm. Takila: 328.
Sary 

Teny iditra (2/3)9 Ohabolana malagasy
Sokajin-teny  10 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11nohazay ain' ny Onja (Andriamboavonjy Benjamin Ranaivo) tao amin' ny fampielezam-peo, ary navoakany am-boky nanomboka tamin' ny taona 1960.
12Tsy voaisa ny ohabolana avy amin' ny foko rehetra voatsiahy ao, fa mahavariana kosa ny fivoasan' ny Onja azy araka ny tantara amam-pomba mety ho takatra.. [2.299#10]
Mpanoratra  13Ny Onja

Teny iditra (3/3)14 Ohabolana malagasy
Sokajin-teny  15 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  16Rasamison Philippe
Mpanonta printy  17 Librairie Mixte. 1982.

Fivaditsoratra  18 Ohabolana Malagasy, Ohabolana malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02