|
|
|
|

Teny iditra1 tokantrano
Singan-teny  2tokana, 3trano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady.
6Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7household stuff; the household; house-keeping. [1.2]
8a household; a wife. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage. [1.3]
10ménage; épouse. [1.8]
Ohatra  11 Efa nahazo tokantrano izy [1.1]
12 Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony [1.1]
13 manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [2.471]
14 Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! [2.470]
Haiendriteny 
15 Tsotra :
Voambolana  16 Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  17marena tokantrano
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02