|
|
|
|

Teny iditra1 ampitso
Sokajin-teny  2 anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso.
4/ Narary izy ny ampitson' ny nandehanany
.
5Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany.
6Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha,. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to-morrow.
8Same as rahampitso.. [1.2]
9tomorrow, the morrow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10demain, le lendemain. [1.8]
Ohatra  11 ka marary nony mody ny ampitso [2.245]
12 Nony ampitso Zoma, dia niangona indray [2.59]
13 Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana [2.499]
14 Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso [2.356]
Haiendriteny 
15 Tsotra :
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 ampitso, 19 mpisota, 20 Patmosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02