Teny iditra |
amboanala
(amboa, ala)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Generic name for lemurs. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Sorte de lémurien [1.19]
|
| Lémur macaco [1.54]
|
Fanazavàna teny anglisy | Indri (Indri indri) [2.233]
|
Fanazavàna teny frantsay | Indri (Indri indri) [2.233]
|
Anarana siantifika | Indri indri |
Ohatra | Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala
[2.649]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|