Teny iditra |
aiay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
|
| Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aye-aye [1.54]
|
| Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
Anarana siantifika | Cheiromys madagascariensis, Daubentonia madagascariensis |
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsipelina hafa |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|