|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 randrana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3volon-doha. [Tambahoaka] [1.78]
4Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila...
5na randranampanga, randravonkalana.
6Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:.
7Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa.
8Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona.
9Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10a plait, a tress of hair.. [1.2]
11a braid. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux.
13arrangement des paroles. [1.3]
14tresse. [1.8]
Ohatra  15 amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  32 Fandram-bolo
Kamban-teny rehetra  33Fikambanana 23 amin' io teny io
Ohabolana  34 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)35 randrana
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny frantsay  37plante aquatique à tubercules. [1.3]
[1.196]
Voambolana  38 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  39 ndranara, 40 randrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02