|
|
|
|

Teny iditra1  bango anakova
Singan-teny  2 bango, 3 anaka, 4 hova
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 [Betsileo] Randram-bolon' ny zanak' andriana betsileo, mipetaka manodidina ny sofina sy ny hatoka ny randrana [1.1]
Voambolana  7  Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04