|
|
|
|

Teny iditra1 bango an-katoka
Singan-teny  2bango, 3hatoka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona.
6(bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon.. [1.2]
Voambolana  8 Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12