|
|
|
|

Teny iditra1 randramadinika
Singan-teny  2randrana, 3madinika
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany. [1.1]
Voambolana  6 Fandram-bolo

Fivaditsoratra  7 mandriandriaka, 8 randramadinika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12