|
|
|
|

Teny iditra1  volomisaona
Singan-teny  2 volo, 3 misaona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [Betsileo] Randram-bolo betsileo fanao rehefa misaona: avala hisarakorako, na miolana kely amin' ny ila sofina roa ny volo [1.1]
Voambolana  6  Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04