|
|
|
|

Teny iditra1 randranina
Fototeny  2randrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(volo na tady) Atao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina ho toy ny kofehy ka ireo indray ampifamatorina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be plaited, to be twisted.. [1.2]
6to tie braided. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on entrelace, qu'on dispose habilement. [1.3#506]
8qu'on tresse. [1.8]
Ohatra  9 randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48]
10 Ny lehilahy koa mbola mirandrana, ka nony mba hibaingo dia ny volo no randranina tsara. [1.437#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15randranin-javatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08