|
|
|
|

Teny iditra1 tananivoho
Singan-teny  2tanana, 3ivoho
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho. [1.1]
Ohatra  6 Ny tafokazo sy ny tananivoho sisa misy manao ankehitriny [1.437#]
7 Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436#]
Voambolana  8 Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12