|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mirandrana
Fototeny  2randrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manaraka fomban-drandrana: Mirandrana foana ny volon' iny vehivavy iny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be in plaits.. [1.2]
6to be braided. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7être tressé. [1.8]
Ohatra  8 Amin'ny saron-tratra asio rojo volamena madio madinika, atao mirandrana toy ny tady; [2.996]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13 mirandràna
Fototeny  14randrana
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirandrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mandrirana, 17 marandrañy, 18 mirandrana, mirandràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05