|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lambomiditra |
| Singan-teny | 2lambo, 3miditra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Fandram-bolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|