|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihazakazaka |
| Fototeny | 2hazakazaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy.
5Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to run.
[1.2, 1.7] 7to gallop. [1.2] 8to race. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9courir.
[1.3#229, 1.8] 10galoper: Mahery mihazakazaka io soavaly io (Ce cheval court, galope fameusement). [1.3#229] 11demander secours, avoir recours à. [1.3#229] |
| Ohatra |
12 Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano:
[2.324]
13 Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ... [2.470] 14 mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 19 manaoantsaikona, 20 manaorarangy, 21 manaotongomalady, 22 manaotongotraankatoka, 23 mandainday, 24 mandehahaingana, 25 mandehatoynysitimo, 26 mandehatoynytadio, 27 mandehatoynytselatra, 28 mandrivotra, 29 manidina, 30 midodododo, 31 mikaretsaka, 32 mimaona, 33 miridana, 34 mirifatra, 35 mirimorimo, 36 mirintona, 37 miriotra, 38 miritirity, 39 mirodorodo, 40 mirotoroto, 41 mitsoriaka |
| Kamban-teny rehetra | 42mihazakazaka tratran' ny miadana |
| Ohabolana | 43 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|