|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsoriaka |
| Fototeny | 2tsoriaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any.
5Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin' ny habakabaka ny tselatra. 6Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao. 7Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity. 8Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha vao nahita ahy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 mitsoriaka, 15 tsimiroaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|