|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirodorodo |
| Fototeny | 2rodorodo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandeha maso miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany: Inona àry izany mirodorodo any atsinanana any izany?.
5Miasa haingana, mirotoroto. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 midorodoro, 11 mirodorodo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|