Teny iditra |
miritirity
(ritirity)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha miridiridy ary maika: Rehefa manao zavatra izy miritirity foana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To trot, to amble, to move the limbs excitedly [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Marcher rapidement en tendant le corps et les nerfs, en se tenant raide [1.3]
|
Ohatra |
1 | Tsiboboka ri-drano saho-miritirity fanao ny ratsy avo vava
[2.131]
|
2 | Papango didimaso voro-miritirity tsy mizaha tena koa manenitra olona hianao Ramatoa
[2.131]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miritirity |
Ny lasa : |
niritirity |
Ny hoavy : |
hiritirity |
Filaza mandidy : |
miritiritia |
|
Ohabolana |
|