|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miriotra |
| Fototeny | 2riotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan' ilay mpitaingina azy.
5Mandeha haingana: Miriotra loatra ianao izany ka tsy azoko arahina. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 mioritra, 12 miriotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|