|
|
|
|

Teny iditra1 mikaretsaka
Fototeny  2karetsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao.
5Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy.
6Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io.
7Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to pass or move rapidly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9passer rapidement, s'élancer. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Voambolana  14 Hetsika

Fivaditsoratra  15 mikaratsake, 16 mikaretsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12