|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miridana
Fototeny  2ridana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Milefa mandositra betsaka indray miaraka: Niridana ny mpianatra raha vao velona ny lakolosy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 miridàna
Fototeny  10ridana
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miridana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 amiandry, 13 madraiñy, 14 manidira, 15 miandria, 16 miradiña, 17 miridàna, miridana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02