|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miadana
Fototeny  2adana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin' ny fotoana fohy: Miadana ny fandehan' ny sokatra ~ Miadam-piteny Rakoto.
5Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra: Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be at peace. [1.2, 1.7]
7To advance slowly, not to be in a hurry; to be in comfortable circumstances, having no anxiety or care; not to be hasty in forming judgements.. [1.2]
8to go slow; to have plenty. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Etre en paix, jouir de l'abondance, être prospère, aller posément, agir avec lenteur. [1.3]
10aller lentement; jouir de la paix; être dans l'aisance. [1.8]
Ohatra  11 Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471]
12 Nikendry miaramila sy miadana tsara izy. [2.472]
13 Tsara ny fitafiany, toa miadana ihany ny reniny. [2.499]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Mpanahaka  18 afadraorao, 19 afakopakopaka, 20 elatananamivotsavotsa, 21 finaritra, 22 henika, 23 makamora, 24 malaimihetsika, 25 mamindramalako, 26 mampandadyfoza, 27 mananjara, 28 mananaambyampy, 29 manananyampy, 30 manisadia, 31 manisavitsika, 32 metroka, 33 miainaankalalahana, 34 mianoka, 35 mianoka, 36 mibanaika, 37 mibonaika, 38 mibonenika, 39 midanesaka, 40 midanoka, 41 midanoka, 42 midaresaka, 43 midarona, 44 midehadeha, 45 midraiko, 46 midreho, 47 migalabina, 48 mihamoka, 49 mihoninkonina, 50 mijeho, 51 mikidanodanoka, 52 mikirindreva, 53 mikisaka, 54 mikisina, 55 mikonesa, 56 miladina, 57 milaikalaika, 58 milaiko, 59 milaikolaiko, 60 milakolako, 61 milalo, 62 milalotra, 63 milamina, 64 milamina, 65 milanona, 66 milasilasy, 67 miledaleda, 68 mimasimasy, 69 miraondraona, 70 mirerarera, 71 miresaresa, 72 miretareta, 73 mirezareza, 74 mirisarisa, 75 misamosy, 76 mitanesaka, 77 mitaredretra, 78 mitaredretra, 79 mitavozavoza, 80 mitoredretra, 81 mitsikozakoza, 82 mitsikozakoza, 83 mitsilaikolaiko, 84 mitsimedameda, 85 mitsiredareda, 86 mitsirendrena, 87 mitsiretareta, 88 mitsitaika, 89 mitsivozavoza, 90 sambatra, 91 somararetra, 92 tretrika, 93 tsymaika, 94 tsymakasarotra, 95 tsymandrayravinavaratra, 96 tsymandrayravindeno, 97 tsymiondantanana, 98 tsymiraika, 99 tsyrototra, 100 tsyrototra, 101 tsysahirana, 102 votsadia, 103 votsavava, 104 votsa
Kamban-teny rehetra  105Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  106 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)107 miana
Fototeny  108adana
Sokajin-teny  109 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  110 Madiana, 111 manadia, 112 miadàna, miadana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02