|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 metroka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao.
4Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny. 5Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|