|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 finaritra
Fototeny  2faritra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4tsara, salama tsy marofy. [Bezanozano] [1.78]
5Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo.
6Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia.
7Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha.
8Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted..
10used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e.
11How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you.
12The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra. [1.2]
13well, happy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14salut betsimisaraka, la réponse est la même.. [Tankarana] [1.19]
15bien portant; heureux. [1.8, 1.5]
16joyeux. [1.5]
Ohatra  17 Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana. [1.38]
18 Nahoana hianao raha mandry mahalefitra
no finaritra asian'olon-tsarotra?
[2.131]
19 finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470]
Haiendriteny 
20 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  29 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)30 finaritra
Fototeny  31faritra
Sokajin-teny  32 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  33circonscrit, limité. [1.3#155]
Haiendriteny 
34 Ny ankehitriny :
35 Ny lasa :
36 Ny hoavy :
Tovy hevitra  37voafaritra

Fivaditsoratra  38 faniritra, 39 finaritra, 40 firanitra, 41 fitrirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02