|
|
|
|

Teny iditra1 mibonaika
Fototeny  2bonaika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitovy amin'ny bonaika ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to act mildly, to be gentle, to be bland. [1.2]
Ohatra  6 fa mamorom-pitaka izy hamelezany izay mibonaika ambonin'ny tany. [2.996]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 aikanomby, 12 ankiaomby, 13 ikombiana, 14 mibonaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12