|
|
|
|
Teny iditra
1
mitanesaka
Fototeny
2
ta
ne
saka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mandeha mitsikamokamo, mivaroraka sy mitaredretra.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitanesaka
6
Ny lasa :
nitanesaka
7
Ny hoavy :
hitanesaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12