|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 milanona |
| Fototeny | 2lanona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[milañona]
4mifaly.
[Tambahoaka]
[1.78] 5Miangona, mivory: Milanona atsy amin' ny kianja atsy ny mpianatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to gather together in numbers for singing and dancing; to indulge in public diversions; to sing a song, to chant.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 11 milañona |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13miteny (raha olondehibe).
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 14 milanòna |
| Fototeny | 15lanona |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 mañaliño, 18 mañolañy, 19 milañona, milanona, milanòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|