|
|
|
|

Teny iditra1 midraiko
Fototeny  2draiko
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha na mamindra mananosarotra: Efa midraiko erỳ irỳ lahiantitra mankatỳ amintsika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Clopiner. [1.3#117]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 midaroky, 11 midraiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02