|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikisina |
| Fototeny | 2kisina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Malain-kihetsika, tsy mapao avy hatrany fa mitaredretra eo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8mikisinkisina |
| Mpanahaka | 9 milalotra, 10 milasilasy, 11 mitaredretra, 12 mitavozavoza, 13 mitsiredareda |
| Fivaditsoratra | 14 manisiky, 15 masikiny, 16 mikisina, 17 misikina, misikìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|