|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lehibe |
| Singan-teny | 2lehy, 3be |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6big, large; old.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7grand; âgé.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Ao izany lehilahy lehibe mihaja.
[2.499#]
9 Ary iza ity lehilahy lehibe ity? [2.442#] 10 Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! [2.59#] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 23 beboko, 24 bevava, 25 bolangina, 26 bontolo, 27 botrefona, 28 dabe, 29 debo, 30 dobara, 31 dobarabe, 32 dofa, 33 donga, 34 fonetana, 35 fonitra, 36 goay, 37 goaibe, 38 goavana, 39 goma, 40 gomabe, 41 makadiry, 42 mokany, 43 ngeza, 44 tsyahombiazana, 45 tsyanoharana, 46 tsymifanerana, 47 tsyombyfo, 48 vaventy, 49 vokatra, 50 vokavoka, 51 vongavonga |
| Ohabolana | 52 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 53 lehibe |
| Sokajin-teny | 54 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
55Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe.
56Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
57the chief one.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
58chef.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 59savazoro lehibe |
| Fivaditsoratra | 60 helibe, 61 lehibe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|