|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 botrefona |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Sady matavy dongadonga, botrabotra, no matanjaka: Zazalahy kely botrefona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4gros, gras, énorme, puissant, bien portant.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Tsy nahare marary akory anefa ity lehilahy botrefona ity.
[2.895]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 7botrefontrefona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|