|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 makadiry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Be vatana, vaventy: Bibilava makadiry.
4Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiry itỳ?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5enormously big, huge.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6énorme, géant.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8makadiribe |
| Mpanahaka | 9 goaibe, 10 ngezabe |
| Kamban-teny rehetra | 11makadiribe |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|