|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 halehibiazina |
| Fototeny | 2lehibe |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tonga lehibe: Halehibiazo ity efitra ity amin' ny taona ambony.
5Ampitomboina ny sary ahitana azy: Halehibiazin' ny mikraoskaopy ny tongo-dalitra ka hita mazava tsara. [1.1#406] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be made larger.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7(pour halehibeazina) qu'on agrandit, qu'on grossit: Tokony hohalebiazinao ny tranonao (Il vous faut agrandir votre maison) ~ Halebiazin' ny mikroskopa ny tongo-dalitra ka azo jerena tsara (Le microscope grossit la patte d'une mouche et l'on peut bien la voir).
[1.3#397] 8qu'on agrandit. [1.8] |
| Ohatra |
9 dia ho entina hanaovana trano fiangonana, ho halehibiazina sy hatsaraina, fa tsy mendrika ny toetrany.
[2.59#332]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 14halehibeazina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|