Teny iditra | dobarabe (dobara, be) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Bolangina sy vaventy ary matavy sy botrefona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Gros et gras, corpulent, volumineux, énorme [1.3] | |
Tovy hevitra | dobara [tsy fampiasa kokoa noho dobarabe] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |