|
|
|
|

Teny iditra1 bevava
Singan-teny  2be, 3vava
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5basivava. [Taisaka] [1.78]
6basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny). [Tanala] [1.78]
7(be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8[VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9bavard. [Taisaka] [1.82]
Tsipelina hafa  10be vava
Tovy hevitra  11be taim-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02