|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 halehibeazana |
| Fototeny | 2lehibe |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4hangeza: Tsy ny halehibeazanao akory no atahorako anao.
5toetran' ny zavatra lehibe, bevava: Novelabelariny tamin' ny valandresaka ny halehibeazan' ny adidin' ny ray aman-dreny. 6fahanterana, habetsahan' ny taona niainana: Tsy mivoaboaka intsony izy noho ny halehibeazany. [1.1#406] |
| Ohatra |
7 eo an-tànanao ny hery amam-pahefana, ary ny tànanao no manome ny halehibeazana amam-pahamafisana ny zavatra rehetra.
[2.996#13.029.012]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|