|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vokatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna.
4Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5fruit, produce; a result. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6produit, résultat. [1.8, 1.13]
7fruit, récolte qui produit. [1.8]
8effet, conséquence. [1.13]
9Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger. [1.196]
Ohatra  10 izahay mampakatra ny vokatra. [2.442#]
11 Raha eny, inona ny vokatra azo? [4.27#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 20 amin' io teny io
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  26Randzavola: vokatra ao amin' ny Baiboly (=> asa)

Teny iditra (2/2)27 vokatra
Sokajin-teny  28 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  29Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity.
30Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31productive. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz). [1.196]
Ohatra  33 vokatra be ny voanjonareo. [2.472#]
Voambolana  34 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  35Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  36 vokatra, 37 votraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02