|
|
|
|

Teny iditra1 tsy mifanerana
Singan-teny  2tsy, 3mifanerana
Sokajin-teny  4 anarana
Ohatra  5 fa mitomany zaza tsy ary
fa fitia tsy mifanerana
sy eritreritra tsy mifanena
ary fitia tsy mifandanja
[2.131]
6 Ahitana fandaniam-bola mihoa-pampana mitombo hatrany ny fampielezan-kevitra eto Madagasikara ka tsy mifanerana velively na amin’ny harem-pirenena na amin’ny haren’ny mponina. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07