|
|
|
|

Teny iditra1 fotsiana
Fototeny  2fotsy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao.
5Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be made white.. [1.2]
7to be whitened. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on blanchit. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13fotsina

Fivaditsoratra  14 fotsiana, 15 itsofana, 16 safotany, 17 safotina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12