|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zazavavindrano
Singan-teny  2zaza, 3vavy, 4rano
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta. [1.1]
Ohatra  7 Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [2.5]
8 zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508#74]
Voambolana  9 Finoana

Teny iditra (2/2)10 Zazavavindrano
Singan-teny  11zaza, 12vavy, 13rano
Sokajin-teny  14 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  15roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel. [1.59]
Voambolana  16 Haisoratra: boky
Mpanoratra  17Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  18 Librairie Mixte. 1972. Haavony: 17cm. Ambainy: 12cm. Takila: 143.
Sary 

Fivaditsoratra  19 Zazavavindrano, zazavavindrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03