|
|
|
|

Teny iditra1 ambara
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3Atao, herina, ampangaina. [Betsimisaraka] [1.78]
4Lazaina, aseho amin' ny teny, aposaka amin' ny fitenenena: Izao no ambarako aminareo.
5/ Tsy manan-kambara intsony aho.
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6told, declared, revealed (of things).
7This word, although a root verb, takes n and h for past and future.. [1.2]
8revealed, declared. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9révélé, manifesté; déclaré. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  33Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  34 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  35 Abrama, 36 ambara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02