|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 volontany
Singan-teny  2volo, 3tany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Loko mifandraika amin' ny volon' ny tany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6earth-color, brown, khaki. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7couleur kaki. [1.8]
8kaki. [1.13]
Ohatra  9 Malabary mihantona sy pataloha volontany efa tontatonta no nomeny ahy. [2.4#50]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  108 Ny Loko

Teny iditra (2/3)109 volontany
Singan-teny  110volo
Sokajin-teny  111 anarana
Fanazavàna teny malagasy  112fomban-tany; fomba amam-panao amin' ny tany iray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  113les moeurs, les us et coutumes d'un pays. [1.3]
Ohabolana  114 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)115 volontany
Sokajin-teny  116 anarana
Fanazavàna teny malagasy  117Ahitra kely. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [volon-tany] 118nom d'une petite herbe.
119ce qui couvre la terre, comme l'herbe. [1.3]
120(« cheveux de la terre »).
121Végétation commerçant à pousser sur un sol nu.
122On dit de même tany lava volo pour les terres vierges, occupées par de grandes Poaceae.. [Merina]
123Nom de très petites plantes poussant sur les sols latéritiques nus.
124Notamment : Eleocharis minuta Boeckeler, Eleocharis caespitosissima Baker (Cyperaceae).. [1.196]
Voambolana  125 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02