|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tadio | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza mamorovoro tena ohatra ny tadio. [2.558 #475]
Aza mamorovoro tena toy ny tadio. [2.165 #1158, 2.653 #401] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne vous embrouillez pas (ou: ne vous mettez pas en désordre) vous-même comme un tourbillon. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Jamba sendra tadio : tsy matahotra izay ho ditsoka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Volon-katsaka misakan-tadio, ka manohana ny tsy eran' ny ainy. [2.165 #910]
Volon-katsaka misakan-tadio, ka manohitra ny tsy eran' ny aina. [2.558 #5023] Volon-katsaka misakan-tadio : manohitra ny tsy eran' ny aina. [2.415 #801, 2.653 #3731] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Barbe de maïs qui s' oppose au tourbillon : elle lutte contre ce qui est au-dessus de ses forces. [2.415 #801]
Des fleurs de maïs s' opposant à un ouragan: elles tentent ce qui leur est impossible. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des petits et des faibles luttant contre le malheur ou contre les grands. [2.415 #801] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|