|
|
|
|

Teny iditra1 matahotra
Fototeny  2tahotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be afraid of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6craindre. [1.3, 1.8]
7être effrayé. [1.3]
8être craintif. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Mpanahaka  12 ankoditra, 13 antendanyaina, 14 kasoka, 15 kenda, 16 mamafyketsa, 17 manahyvelona, 18 manahy, 19 manambadipo, 20 manangambovona, 21 mandryandriranantsy, 22 mandryandrirandefona, 23 mandrytsirangaranga, 24 mandrytsylavoloha, 25 mangitakitaka, 26 mangorohoro, 27 mangovitra, 28 midobodobokaambavafo, 29 mifihifihy, 30 mihararetra, 31 mihenavelona, 32 mihendratra, 33 miholy, 34 mihorohoro, 35 mihoronkodidoha, 36 mihoronkoditra, 37 mihotakotaka, 38 mikosomaso, 39 mimalo, 40 mipararetra, 41 miraika, 42 miraikibolomaso, 43 miritraaina, 44 mitaintaina, 45 mitebiteby, 46 mitsangambolo, 47 mivadikaambavafo, 48 raikitahotra, 49 ranga, 50 ranoandravina, 51 taidava, 52 taibombona, 53 torakovitra, 54 tsiravina, 55 velonaahiahy
Kamban-teny rehetra  56Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  57 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02