|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sendra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra na tambinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo.
4mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5incidental, occurring accidentally, happenning.
[1.2#596] 6occuring by chance. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7par hasard, accidentellement, au moment où.
[1.3#598] 8qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché). [1.3] 9qui arrive ou se passe par hasard. [1.8] |
| Ohatra |
10 Aza mba sendra izay vehivavy!
[2.528#]
11 Nitady toko aho ka sendra vato. [1.281#] 12 sendra narary aho tamy ny izao. [2.59#] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 19sendrasendra |
| Mpanahaka | 20 sehatra, 21 tohatra, 22 tojo |
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 24 sandré, 25 sendra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|