|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamorovoro |
| Fototeny | 2vorovoro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manakorontana, manasafotofoto: Tsy manao afa-tsy mamorovoro trano ireto ankizy ireto.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8manavorovoro |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|