|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ditsoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha.
4Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso. 5Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana). [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu.
7(ivrogne) ébloui par l'alcool. 8terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal. [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 13ditsoka |
| Kamban-teny rehetra | 14manao amboa ditsoka |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 ditsoka, 17 tsakody |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|