|
|
|
|

Teny iditra 1  lohataona
Singan-teny  2 loha, 3 taona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 springtime [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 printemps [1.8]
Ohatra  8  fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [2.69#0]
9  fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [2.245#8]
Voambolana  10  Fotoana 11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  12  fahavaratra, 13  fararano, 14  ririnina
Fikambanana  15 mitehin-doha ny lohataona
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 halotoana, lohataona

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/12