|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mavitrika | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Joko an-danonana fa mavitrika Joko an-danonana, fa mavitrika am-paty, tahaka ny amboa. [2.653 #1217] Joko an-danonana, fa mavitrika am-paty tahaky ny amboa. [2.415 #2035] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Timide et retenu dans les réjouissances publiques, mais ardent dans les funérailles : c' est agir à la manière des chiens. [2.415 #2035] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens originaux, ne faisant rien comme tout le monde. [2.415 #2035] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tsy mba ny akoho foy ririnina, ka hireraka elatra, fa ny zana-borona foy lohataona ka mavitrika. [2.558 #292]
Tsy mba ny akohokely foy ririnina izahay ka hanjoretra sy hireraka elatra ; fa ny | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Nous ne sommes pas des poussins éclos en hiver, malingres et traînant les ailes, mais des oisillons nés au printemps, robustes et agiles. [2.974 #35] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|